Aostralia Andrefana

Ny Aostralia Andrefana (amin'ny fiteny anglisy Western Australia izay afohezina hoe WA) dia fanjakana maka ny ampahany andrefan'i Aostralia. Manana morontsiraka amin'ny Ranomasimbe Indianina ary ny Ranomasimbe Atsimo. Ireo faritany mizaka tena mizara sisintany aminy dia ny Tany Avaratra ary ny Aostralia Atsimo. Ny renivohiny ary ny tanàna lehibe indrindra dia Perth.

Aostralia Andrefana