Antoko pôlitika malagasy
Ny antoko pôlitika eto Madagasikara dia tsy nitsaha-nitombo isa hatramin' ny fanjanahantany ka hatramin' izao. Ankehtriny dia ahitana antoko pôlitika miisa telonjato mahery ny eto Madagasikara.
Antoko sy fikambanana pôlitika araka ny vanimpotoana hanova
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina faha fanjanahantany hanova
- Vy Vato Sakelika (VVS) (1913)
- Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache (MDRM, 22 Febroary 1946 -10 May 1947)
- Parti National Malgache (PANAMA, 1941-1947)
- Jeunesse Nationaliste (JINY, 1943-1947)
- Parti des Déshérités de Madagascar (PADESM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika Voalohany hanova
- Parti Social-Démocrate (PSD)
- Mouvement National pour l'Indépendance de Madagascar - Madagasikara Otronin' ny Malagasy (MONIMA)
- Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika faharoa hanova
- Antoky ny Revolisiona Malagasy; Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i Madagasikara (AREMA)
- Miaro ny Fanjakan' ny Madinika - Mpitolona ho an' ny Fandrosoan' i Madagasikara (MFM)
- RNM
- RCM
- Parti Démocratique de Madagascar (PDM)
- Union Démocratique et Sociale de Madagascar (UDSM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika fahatelo hanova
- Union Nationale pour la Démocratie et le Développement (UNDD)
- Parti du Congrès de l' Indépendence de Madagascar (PICM)
- Rassemblement Pour la Social-Démocratie (RPSD)
- Comité de Soutien pour la Démocratie et le Développement à Madagascar (CSDDM)
- Liberalisme Economique et Action Democratique pour la Reconstruction nationale (LEADER Fanilo, 1992, naorin' i Herizo Razafimahaleo)
- Asa Vita no Ifampitsarana (AVI)
- Tiako i Madagasikara (TIM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika fahefatra hanova
- Tanora Malagasy Vonona (TGV)
- Miaraka Amin' ny Prezida Andry Rajoelina (MAPAR)
- Hery Vaovao ho an' i Madagasikara (HVM)
- Antoko Miombona Ezaka (AME)
- Madagasikara Mandroso (MAMAN)
Lisitra hanova
Ireto ny lisitra araka abidin' ireo antoko pôlitika be mpahalala eto Madagasikara:
A hanova
- Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i Madagasikara na Antoky ny Revolisiona Malagasy (AREMA)
- Antoko Miombona Ezaka (AME)
- Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM)
- Asa Vita no Ifampitsarana (AVI)
C hanova
- Comité de soutien pour la démocratie et le développement à Madagascar (CSDDM)
H hanova
J hanova
- JINY: 1943-1947 (Jeunesse Nationaliste)
L hanova
- Liberalisme Economique et Action Democratique pour la Reconstruction Nationale na LEADER Fanilo: 1992 par Herizo Razafimahaleo
M hanova
- Madagasikara Mandroso (MAMAN)
- Miaraka Amin' ny Prezida Andry Rajoelina (MAPAR)
- Miaro ny Fanjakan' ny Madinika na Mpitolona ho an' ny Fandrosoan' i Madagasikara (MFM)
- Mouvement démocratique de la rénovation malgache (MDRM): 22 Febroary 1946 -10 Mey 1947
- Mouvement National pour l'Indépendance de Madagascar na Madagasikara Otronin' ny Malagasy (MONIMA)
P hanova
- Parti Démocratique de Madagascar (PDM)
- Parti des Déshérités de Madagascar (PADESM)
- Parti du Congrès de l'Indépendence de Madagascar (PICM)
- Parti Nationaliste Malgache (PANAMA): 1941-1947
- Parti Social-Démocrate (PSD)
R hanova
- Rassemblement pour la Social-Démocratie (RPSD)
- RCM
- RNM
T hanova
- Tanora Malagasy Vonona (TGV)
- Tiako i Madagasikara (TIM)µ
U hanova
- Union Démocratique et Sociale de Madagascar (UDSM)
- Union nationale pour la démocratie et le développement (UNDD)
V hanova
- Vy Vato Sakelika (VVS):1913
Loharano sy fanamarikana hanova
- Tsindrio eto raha hanapy antoko pôlitika hafa.