Antôniôsy Lehibe

(tonga teto avy amin'ny Antônio Lehibe)

I Antôniôsy Lehibe, izay antsoina hoe Antôniôsy avy any Egipta na Antôniôsy Mpitoka-Monina na Antôniôsy avy any an-tany efitra, dia monka na moanina heverina fa rain' ny fitokana-monina kristiana. Fantatra amin' ny alalan' ny fitantarana nataon' i Atanasiôsy avy any Aleksandria tamin' ny taona 360 ny fiainany. Teraka tamin' ny taona 251 izy ary maty tamin' ny taona 356 tamin' ny faha-105 taonany, teo am-pelantanan' ny mpianany roa, dia i Makariôsy Zokiny (na Makariôsy avy any Egipta)[1] sy i Amatasy.

I Antôniôsy Lehibe, sary nataon' i Francisco de Zurbarán.

Jereo koa hanova

Loharano sy fanamarihana hanova

  1. Anisan' ireo atao hoe Rain' ny Fiangonana koa i Makariôsy