Anjanandrianaratra

Ny Anjanandrianaratra dia ny hery fikambanan'ny elekitrika sy ny andriamby eo amin'ny tontolo. Amin'izao fotoana izao efa maro ny fampiasana ny Anjanandrianaratra toy ny fapitana feo sy sary mihoatra ny iray kilometatra.