Alpha Condé
Ankapobeny
Anarana Alpha Condé
Teraka 4 Martsa 1938
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

I Alpha Condé dia mpanao pôlitika gineana, mpanoratra teraka tamin' ny 4 Marsa 1938. Izy no filohan' ny Repoblikan' i Ginea nanomboka tamin' ny 21 Desambra 2010 ka hatramin' ny 5 Septambra 2021.

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Djene Kaba Condé.

Tamin' ny 5 Septambra 2021 dia nisy fikasana fanonganam-panjakana natao hamelezana ny fitondran' ny Alpha Condé.

Tamin' ny 9 Desambra 2022, ny Tahirim-Bolan' i Etazonia dia namoaka lisitr' olona maherin' ny efapolo nokendrena tamin' ny sazy noho ny kolikoly sy ny fanitsakitsahana ny zon' olombelona. Anisan’ ny lasibatry ny Office of Foreign Asset Control (OFAC), rafitra mifehy ny vola ao amin’ ny Departemantan’ ny Tahirimbolam-panjakana, i Alpha Condé.[1].

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

  • Ao amin'i Freebase: [2]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.