I Alfeo na Alfe dia olona resahina an-kolaka ao amin' ny Filazantsara, ao amin' ny Baiboly kristiana satria ny anarany dia ampiasaina hanavahana ireo Jakôba roa lahy, dia i Jakôba zanak' i Alfeo sy i Jakôba zanak' i Zebedeo (na Zebedio na Zebede). Mety rain' i Jakôba atao hoe zanak' i Alfeo izy noho izany.

Hita ao amin' ireo Evanjely sinôptika (Matio 10.3; Marka 2.14; Marka 3.18; Lioka 6.15) sy ny Asan' ny Apôstôly (Asa 1.13) io anarana hoe Alfeo na Alfe io.

Jereo koa hanova