Alexandre Loukachenko

Alexandre Loukachenko
Ankapobeny
Anarana Alexandre Loukachenko
Teraka 30 Aogositra 1954
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Belarosia
Asa :
Fiainana manokana

Alexandre Loukachenko dia mpanao politika belarosiana teraka ny 30 Aogositra 1954. Izy no hany mpitondra sy mpanao didy jadona ao  Belarosia nanomboka tamin'ny 20 Jolay 1994. Tamin'ny 24 Febroary 2022, nanambara ny fitiavany an'i Vladimir Putin izy.

Fanambarana ady hanova

Tamin'ny 24 Febroary 2022, nanafika an'i Okraina ny miaramila Rosiana avy any Belarosia. Saingy noroahina izy ireo tao anatin'ny 14 andro, ary nanomboka teo dia nimenomenona i Lukashenko. Nanomboka teo dia voatery nanadio ny kiraron'i Vladimir Putin ilay mpanao didy jadona.

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Galina Lukashenko. Ny zanany dia Nikolay Lukashenko, Victor Lukashenko, Dzmitry Lukashenko.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.