Ahazia (mpanjakan' i Israely)

(tonga teto avy amin'ny Ahazia (mpanjakan'i Israely))

I Ahazia na Ôkôziasa dia mpanjakan' i Israely nandritra ny roa taona teo antenantenan' ny taonjato faha-9 tal. J.K., zanak' i Ahaba sy i Jezebela. Araka ireo Bokin' ny Mpanjaka (1Mpanj. 22.51 - 2Mpanj. 1) dia nanompo ny andriamanitra Baala izy, sahala amin' ny nataon' ireo ray aman-dreniny. Tsy afangaro amin' i Ahazia na Ôkôziasa mpanjakan' i Jodà izay mitovy anarana aminy izy.

Ny anarany hanova

Atao hoe אֲחַזְיָה‎ / ’Ăḥazyāh, izy amin' ny teny hebreo fa Ὀχοζίας / Ochozias kosa amin' ny teny grika.

Jereo koa hanova

Mpanjakan' i Israely

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).