Acre dia faritany mizaka-tena any brazilianina ao avaratr'i Brazila. Ny fiavian'ilay anarana Acre dia avy amin'ny renirano izay miampita ny renivohiny Rio Branco, ny Rio Acre.

Ny faritan'i Acre ao Brazila

Acre no anisan'ny tany lasa brazilianina farany tao Brazila. Nisitaka tamin'i Bolivia izy, ary nivadika tany Federaly brazilianina tamin'ny 25 Febroary 1904.

Lasa faritany mizaka-tena i Acre ny taona 1962.