I Abdôna na Habdôna dia mpitsara teo amin'i Israely. Aḇdōn (עַבְדּוֹן) no fanononana io anarana io amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely tanatin'ny valo taona izy aralka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpits. 12.13-15). Izy no nandimby an'i Elôna sy nodimbasan'i Samsôna.

Jereo koa hanova