Teratanin' i Amerika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Quechuawomanandchild.jpg|Vehivavy Quechua mibaby zaza|200px277x277px|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''teratanin' i Amerika''' (amin' ny teny anglisy ''Native Americans'') dia olona nipetraka teo [[amerika]] teo aloha ny eoropeanina. Amin' ny [[fiteny anglisy]], ''Native Americans'' ny anarana omena azy matetika. Araka any fomba vaovao fahatongavan' ny teratan' i Amerika tany [[Amerika]], avy any [[Eorazia]] ny teratan' i Amerika ary tonga tany amerika tamin' i Beringia taloha (mbola tsy nisy rano teo amin' ny andilan' i Bering tamin' izany fotoana izany). 12 000 taona lasa ny fifindra-monina farany. Ny Paleô-indianina ireo dia niparitaka manerana an' i Amerika, niova ary nihabetsaka ny kolontsaina sy ny fiteny noho ny fiparitahany. Ny teny hoe ''Indianina'' dia avy amin' i [[Christphe Colomb]], nihevitra hoe tonga tany [[Azia]] (India Atsinanana) izy nefa tany Amerika izy no nitotona, noho izany dia Indianina ny anarana nomeny ny teratany satria tamin' izany fotoana izany, mbola tsy fantatra ny fisian' ny kontinenta amerikana (izy irery ny anisan' ny voalohany niampita ny [[Ranomasimbe Atlantika]] tamin' izany fotoana izany).