Dipoavatra (voany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
==== ''Piper cubeba'' ====
Ny dipoavatra kobeba (''Piper cubeba'') dia karazana dipoavaradipoavatra avy any [[Azia Atsimo Atsinanana|Azia Atsimo-Atsinanana]]. Mahery kokoa noho ny dipoavatra mainty ny tsirony, ao amin' ny vovoka karỳ (''curry'') no tena ampiasana azy. Azo hanina mivantana amin' ny fitsakotsakoana ny voany ny dipoavatra kobeba ka mamela tsiro toa mangatsiatsiaka ao anaty vava.
 
'''''Piper borbonense'''''
[[Sary:Piper_borbonense_(Wild_Voatsiperifery_Pepper)_Fianarantsoa_Madagascar.jpg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Piper_borbonense_(Wild_Voatsiperifery_Pepper)_Fianarantsoa_Madagascar.jpg|vignette|188x188px|Dipoavatra voatsiperifery]]
Ny dipoavatra voatsiperifery (''Piper borbonense'') dia karazana dipoavatra hita aty [[Madagasikara]] izay maniry hoazy nefa azo ampiasaina hanatsarana ny tsiron-tsakafo.
 
== Jereo koa ==