Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fanekem-pinoana apôstôlika''' na '''Fiekem-pinoana apôstôlika''' na '''Sembôlin' ny Apôstôly''' dia [[fanekem-pinoana]] ampiasain' ny [[Fiangonana katolika|Fiangonana katôlika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa|Fiangonana ôrtodôksa]] ary ny [[Protestantisma|Fiangonana prôtestanta]]. Fantantra amin' ny andian-teny hoe "'''Izaho mino'''" na ny teny hoe "'''Finoana'''" na '''Simbolin' ny Apôstôly''' koa izy io.
 
== Tantaran'ny Fiekem-pinoana apôstôlika ==
Ny fanekem-pinoana apôstôlika dia heverin' ny mpanaraka ny [[lovantsofina]] fa noforon' ireo Apôstôly. Sahala amin' ny ankamaroan' ny fanekem-pinoana kristiana dia ahitana fehezan-tsoratra telo ny Fanekem-pinoana apôstôlika, ka ny tsirairay amin'ireo fehezan-tsoratra ireo dia atokana ho an'ny [[Persona (teolojia)|persôna]] tsirairain'ny [[Trinite]], dia ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|Zanaka]] ary ny [[Fanahy Masina]]. Ny fehezan-tsoratra voalohany dia manomboka amin'ny hoe "Mino an' Andriamanitra Ray Tsitoha"<ref name=":0"><small>Ao amin'ny dikan-teny prôtestanta malagasy no ahitana izany.</small></ref> na "Izaho mino an' Andriamanitra Ray Tsitoha"<ref name=":1"><small>Ao amin'ny dikan-teny katôlika malagasy no ahitana an'io.</small></ref>; ny faharoa amin'ny hoe "Mino an'i Jesosy Kristy"<ref name=":0" /> na "Izaho mino an'i Jesoa Kristy"<ref name=":1" />, ary ny fahatelo dia manomboka amin'ny "Mino ny Fanahy Masina aho"<ref name=":0" /> na "Izaho mino ny Fanahy Masina"<ref name=":1" />. Ireo fanambarana telo ireo dia mifanandrify amin'ny fanontaniana telo apetraka amin'ny olona miomana hatao [[batisa]] na batemy tao amin'ny fiangonana tany amin'ireo taonjato voalohany teo amin'ny tantaran'ny [[kristianisma]].
 
Hatramin'ny taonjato hafa-15 dia ninoana fa nosoratan'ireo apôstôly ny Fiekem-pinoana apôstôlika, ka ny apôstôly tsirairay dia nanolotra fehezankevitra iray avy. Tsy fantatra raha tena avy amin'ny apôstôly marina ity fanekem-pinoana ity, nefa ny lohateniny dia toa milaza fa ny fehezankevitra tsirairay ao amin'io fiekem-pinoana io dia mampahatsiahy izay voasoratra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], ary ny fanekem-pinoana dia nosoratana tamin'ny vanimpotoana niandohan'ny Fiangonana.
Andalana faha-49:
 
==== Dikan-ten'ny Eglizy Katolika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara ====
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina (Madagasikara)|Eglizy KatolikaKatôlika Apôstôlika Rômanina]]:
 
<small>"Izaho mino an’Andriamanitra, Ray mahefa ny zavatra rehetra, nahary ny lanitra sy ny tany.</small>
Andalana faha-66:
 
=== Ny fiangonana tandrefana ===
Ny Fanekem-pinoana apostolika dia ampiasain' ny ankamaroan' ny [[Fiangonana tandrefana|Fiangonana Tandrefana]] toy ny [[Katolisisma|Katôlika]]<small>,</small> ny [[Loteranisma|Loterana]]<small>,</small> ny [[Anglikanisma|Anglikana]]<small>,</small> ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na Nohavaozina)<small>,</small> ny [[Metodisma|Metôdista]] ary ny [[Fiangonana kongregasionalista|Kôngregasiônalista]]. Ny an'ny Metôdista dia nanaisotra ny hoe "''[[Fidinan'i Kristy any amin'ny fiainan-tsy hita|nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita]]''".
 
Amin' izao fotoana izao dia ekena fa nivoatra amin' ny maha fiekem-pinoana momba ny [[batemy]] na batisa azy io fiekem-pinoana io. Misy fanovan'io fiekem-pinoana io maro hita tao amin'ny soratr'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] toa an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]] (latina: ''Irenaeus'') sy i [[Tertoliano]] (latina: ''Tertullianus''), izay iantsoana ireo fiekem-pinoana ireo hoe "fitsipi-pinoana". Tamin'ny taonjato faha-8 dia nisy fiekem-pinoana sahala amin'ny apôstôlika tao amin'ny soratr'i Md Pirmino (latina: ''Pirminius'').
 
Ny Fiekem-pinoana apôstôlika dia ampiasaina amin'ny batisa ao amin'ny ankamaroan'ny Fiangonana tandrefana. Ambara ny Fiekem-pinoana apôstôlika ao amin'ny Fiangonana katôlika amin'ny fotoam-pivavahana isan'andro. Ao amin'ny ankamaroan'ny Fiangonana prôtestanta dia ampiasaina io fanekem-pinoana io amin'ny fanompoam-pivavahana isan' Alahady. Ny [[Anglikanisma|Anglikana]] sy ny [[Loteranisma|Loterana]] dia mampiasa azy amin'ny vavaka maraina sy hariva.
 
=== Fiangonana tatsinanana ===
Tsy ampiasain' ny [[Fiangonana Tatsinanana]] (isan' izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ôrtôdôksa]]) ity fiekem-pinoana ity noho izy tsy mino fa ny Apôstôly tokoa no nanoratra azy, satria raha izany no izy dia tsy maintsy ho hita tao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apôstôly]] izany. Ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] no ampiasain' ny [[Fiangonana ôrtôdôksa]].
 
== Ireo lohahevitra ao amin' ilay fanekem-pinoana ==
Andalana faha-80:
* [[Famoronana (araka ny Baiboly)|Famoronana]]
* [[Jesoa]], [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]]
* [[Fanahy Masina (kristianisma)|Fanahy Masina]] - [[Pentekôsta]]
*[[Fahaterahan'i Jesoa|Fahaterahan' i Jesoa]]
* [[Fiteraham-birijiny]]
* [[Fanomboana an'i Jesoa|Fanomboana an' i Jesoa]]
* [[Fidinan' i Jesoa tany amin' ny fitoeran' ny maty]]
* [[Fiakaran' i Jesoa tany an-danitra]]
* [[Fiaviana fanindroany|Fiavian' i Jesoa fanindroany ety an-tany]]
* [[Fitsarana farany]]
* [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|Fitsanganan-ko velona]]