Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-74:
=== Fiangonana tatsinanana ===
Tsy ampiasain'ny [[Fiangonana Tatsinanana]] (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ôrtôdôksa]]) ity fiekem-pinoana ity noho izy tsy mino fa ny Apôstôly tokoa no nanoratra azy, satria raha izany no izy dia tsy maintsy ho hita tao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apôstôly]] izany. Ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] no ampiasain'ny Fiangonana ôrtôdôksa.
 
== Ireo lohahevitra ao amin' ilay fanekem-pinoana ==
 
* [[Andriamanitra Ray]]
* [[Famoronana (araka ny Baiboly)|Famoronana]]
* [[Jesoa]], [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]]
* [[Fanahy Masina (kristianisma)|Fanahy Masina]]
* [[Fiteraham-birijiny]]
* [[Fanomboana an'i Jesoa|Fanomboana an' i Jesoa]]
* [[Fidinan' i Jesoa tany amin' ny fitoeran' ny maty]]
* [[Fiakaran' i Jesoa tany an-danitra]]
* [[Fiavian' i Jesoa fanindroany ety an-tany]]
* [[Fitsarana farany]]
* [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|Fitsanganan-ko velona]]
 
== Jereo koa: ==