Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-9:
Ny teny hoe ''fiainan-tsy hita'' na ''toeran'ny'' ''maty'' dia nandikana ao amin'ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly malagasy]] ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''infernus'' izay midika ara-bakiteny hoe "izay ao ambany". Ny teny hoe ''helo'' kosa dia fanagasiana ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''hell'' izay mitovy dika amin'ny teny latina hoe ''infernus''.
 
== Fiainan-tsy hita ao amin' ny fivavahanafedrà jiosy sy kristianagrika ==
NyfainanAo amin'ny [[Hadesy|Hadesi]]<nowiki/>n'ny [[Fedrà|fedràn]]' ny kolontsaina grika sy rômana no itoeran'ny fanahin' ny olona maty ka ny andriamanitra [[Plotô (andriamanitra)|Plotô]] no mpanapaka ao. Ny fiainan-tsy hita na ny fitoeran'ny maty na ny fanjakan' ny maty ao amin' ny [[fedrà]] grika dia atao hoe [[Fanjakan'i Hadesy|''fanjakan'i Hadesy'']] na ''Hadesy''. Toerana any ambanin' ny tany izany izay anjakan' ilay [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] atao hoe ''Hadesy'', ka izany no ilazana izany toerana izany hoe "fanjakan' i Hadesy". Ny Hadesy ao amin' ny fedrà grika dia tsy mitovy amin' ny an' ny fivavahana kristiana. Amin' ny teny grika dia ᾍδης / ''Hádēs'' na Ἅιδης / ''Háidēs'' no iantsoana ny Hadesy. Ny Rômana dia manao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] ny Hadesy hoe ''Inferni.''
 
== Fiainan-tsy hita ao amin' ny fedrà grikajodaisma ==
Ny fiainan-tsy hita na ny fitoeran'ny maty na ny fanjakan' ny maty ao amin' ny fivavahana jiosy dia atao hoe '''Seôla''' na '''Seôly.''' Izany dia tsy inona fa ny ny fasana iraisan' ny olombelona rehetra. Ny [[Baiboly hebreo]] dia manoritsoritra azy ho sahala amin' ny toerana tsy misy fahafinaretana izay itoeran' ny olona rehetra, na marina na meloka, na mpanjaka na andevo, na tia vavaka na tsy mivavaka, mba hitioerany amim-pahanginana sy hiandrasany ny fiverenany ho vovoka. Tsy izany anefa no iafaran' ny olombelona fa misy ny hovoavonjy avy ao amin' ny Seola, araka ny lahatsoratra sasany, toy ny hita ao amin' ny [[Bokin'ny Salamo]] (Sal. 86.13) sy ny hafa koa. Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe שאול / ''Sheol'' izany.
 
== Fiainan-tsy hita ao amin' ny fivavahana kristiana ==
 
=== Fiainan-tsy hita araka ny Baiboly ===
Ao amin'ny [[Hadesy|Hadesi]]<nowiki/>n'ny [[Fedrà|fedràn]]' ny kolontsaina grika sy rômana no itoeran'ny fanahin'ny olona maty ka ny andriamanitra [[Plotô (andriamanitra)|Plotô]] no mpanapaka ao. Mampiasa ny teny hoe ''Hadesy'' ny [[Testamenta Vaovao]] hanondroany ny fonenana na ny toetran'ny maty. Amin'ny andalan-tsoratra sasany dia toa maneho toerana sady tsy soa tsy ratsy izay iandrasan'ny maty ny fahafatesana, ny fandevenana, ary ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty ny Hadesy. Maro ny andalana ao amin'ny Testamenta Vaovao no azo anatsoahana hevitra fa nidina tany amin'izany fanjakan'ny maty izany i Kristy, mba hitondra ny olo-marina ho any any amin'ny Lanitra na noho ny antony hafa, arakaraka ny fivoasana teolojika. Misy andalana hafa ao amin'ny Testamenta Vaovao izay azo anatsoahana hevitra fa toeram-pijaliana ho an'ireo olon-tsy marina izany, ka izany dia mitarika ho amin'ny fiheverana fa mety misaraka roa miavaka tsara izany toerana izany.
 
==== Ny teny hoe ''Fiainan-tsi-hita'' ao amin'ny Baiboly prôtestanta amin'ny teny malagasy ====
Ligne 90 ⟶ 96 :
 
* (...) Ary mino an’i Jesosy Kristy, (...) nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita (...). (Dikan-teny malagasy loterana)
 
== Fiainan-tsy hita ao amin' ny fedrà grika ==
Nyfainan-tsy hita na ny fitoeran'ny maty na ny fanjakan' ny maty ao amin' ny [[fedrà]] grika dia atao hoe [[Fanjakan'i Hadesy|''fanjakan'i Hadesy'']] na ''Hadesy''. Toerana any ambanin' ny tany izany izay anjakan' ilay [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] atao hoe ''Hadesy'', ka izany no ilazana izany toerana izany hoe "fanjakan' i Hadesy". Ny Hadesy ao amin' ny fedrà grika dia tsy mitovy amin' ny an' ny fivavahana kristiana. Amin' ny teny grika dia ᾍδης / ''Hádēs'' na Ἅιδης / ''Háidēs'' no iantsoana ny Hadesy. Ny Rômana dia manao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] ny Hadesy hoe ''Inferni.''
 
== Jereo koa ==