Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-24:
 
== Sokajim-piteny ==
Ny fiteny malay dia fiteny ao amin' ny [[Fiteny aostrôneziana|vondrom-piteny aostrônezianina]], izay ahitana ny [[Fiteny tagalaoga|fiteny tagalôga]] sy ny [[fiteny malagasy]] koa, ohatra. Na dia tsy mifankahazo aza ny mpiteny malay sy ny mpiteny malagasy, manaitra ny fitoviany. Maro ny teny iraisan' ireo fiteny maro ireo, indrindridraindrindraindrindridra mikasika ny fahasalamana sy ny vatana ary biby fahita matetika. Betsaka koa ny fitovizana amin' ny anaran' ny isa.
 
== Fomba fanoratana ==
Andalana faha-145:
 
== Fitsipi-pitenenana ==
Teny manaiky ny fitambatambaran' ny voambolanavoanteny na ny hasin-teny ny fiteny malay, ary azo foronina amin' ny alalan' ny fomba telo ny teny vaovao: fanisiana [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] amin' ny [[fototeny]] iray, fanaovanasy fanakambanan-teny mikambana,ary nafanaovana famerimberenanateny verindroa (famerimberenanana fototeny iray). Mety fototeny tsotra ny [[anarana]] sy ny [[matoanteny]], fa matetika asiana tovona, tovana na [[tsirinteny sara-droa]] izy ireo.
 
Tsy manavaka ny teny amin' ny alalan' ny [[kilahivavy]] ny teny malay, ka tsy misy ny [[kandahy]] na [[kambavy]]. Tsy misy ihany koa ny mpampanavaka ireo [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza tokana]] sy ny [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]]. 
== Jereo koa ==
* [[Fiteny indonezianina]]