Fiteny neerlandey: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Ny '''fiteny neerlandey''' dia fiteny any [[Nederlandy]]. Izy io dia manana sata ofisialy ao [[Nederlandy]], [[Sorinama]] ary ao amin'ny faritra avaratr'i [[Beljika]] (Flandre). Eo amin'ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey erak'izao tontolo izao. Amin'ny teny neerlandey dia atao hoe ''Nederlands'', tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe [[fiteny holandey]] na [[fiteny flamanda]] ny fiteny neerlandey.
 
Isan'ny [[Sampam-piteny jermanika|fiteny jermanika]] ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin'ny fiteny neerlandey tamin'ny taonjato faha-17 ny [[fiteny afrikansa]] ao [[Afrika Atsimo]] sy ao [[Namibia]], noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny pmpmitenympiteny afrikansa.
 
== Jereo koa ==
'''Fiteny jermanika be mpiteny'''
 
* [[Fiteny anglisy]]
* [[Fiteny alemàna]]
* [[Fiteny neerlandey]]
* [[Fiteny soedoa|Fiteny soedoà]]
* [[Fiteny danoa|Fiteny danoà]]
* [[Fiteny norveziana]]
{{vangovango}}