Fiteny tagalaoga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny tagalaoga''' dia fiteny iray tenenina any avaratr’iavaratr’ i [[Filipina]], ao amin’ny faritra manodidon’nymanodidon’ renivohitr’iny renivohitr’ i Filipina, [[Manila]],ao amin' ny [[Fianakaviam-piteny aostrôneziana|fianakaviam-piteny aostrônezianina]]. Io fiteny io dia fiteny niavian’ny fiteny filipino, teny ofisialin’iofisialin’ i Filipina. Olona roapolo tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’io fiteny io ary ny isa manontolon’nymanontolon’ ny olona miteny tagalaoga (ary filipino) dia misy eo amin’nyamin’ ny sivipolo tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fiteny filipino dia fiteny ao amin’nyamin’ ny vondrom-piteny aostronezianina izay vondrom-piteny isian’nymisy ny fiteny malay/indonezianina-indônezianina ary fiteny malagasy.
 
Ny fiteny tagalaoga no anisan' ny [[fiteny aostrônezianina]] be mpiteny indrindra, aorian' ny fiteny malay/-indônezianina ary ny fiteny javaney.
 
Anisan' ny vokatry ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona, dia betsaka ireo tenyvoanteny tagalaoga avy amin' ny [[Fiteny espaniola|fiteny espaniôla]].
 
[[sokajy:fiteny]]