Ôseania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Ôseania''' dia kôntinenata izay fitambaran' i [[Aostralia]] sy ny [[nosy]] anarivony maro manodidina ao amin' ny faritra atsimon' ny [[ranomasimbe Pasifika]]. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Hita ao i [[Aostralia]], i [[Zelanda Vaovao]], i [[Papoazia]], i [[Ginea Vaovao]], [[Tasmania]], i [[Melanezia]], i [[Mikrônezia]], i [[Pôlinezia]], i [[Haoay]]. Ny nosy sy ny [[tamba-nosy]] sasany dia mifanalavitra dia mifanalavitra (anarivony kilômetatra). Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kôntinentan 'i Ôseania. Ny 90 %n' izay dia i Aostralia. Izy no kôntinenta kely indrindra eto an-tany.
<br />[[Sary:LocationOceania.png|250px|center|Oseania]]
{{Kontinenta}}