Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Major Sino-Tibetan groups.png|vignette|297x297px|Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna]]
Ny '''fiteny sinô-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan' io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin' ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibetô-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin' ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
 
Ilay mpikaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampidirana ny fianakaviam-piteny sinô-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostrôneziana|aostrôneziana]] ao amin' ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinôtibetana-aostrôneziana. Ireo fiteny aostrôneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin' ireo nosin' i [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] dia samy nipoitra avy any [[Taioàna]], sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin' ireo [[fiteny fôrmôzana]].
 
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lôlô-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan' ireo sampam-piteny ireo.
 
== Ireo sampam-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==
 
=== Ny sampam-piteny sinoa na sinitika ===
Ny sampam-piteny sinoa na sinitika dia ahitana ny fiteny mandarina, ny fiteny oio, ny fiteny kantôney, ny fiteny minio, ny fiteny siangio, ny fiteny haka, ary ny fiteny ganio. Misa any amin' ny 1 300 tapitrisa ny mpiteny sinoa.
 
=== Ny sampam-piteny tibetika ===
Andalana faha-20:
Ny sampam-piteny karenika dia ahitana ny fiteny paô, ny fiteny poô, ireo fiteny sgao–bgay.
 
Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan' ireo sampam-piteny ireo fiteny bodo-garo, ireo fiteny koki-tsina, ireo fiteny meitey, ireo fiteny tamangika, ireo fiteny bay, ireo fiteny jingfô-loisy.
 
== Jereo koa ==