Fiteny nepaley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny indô-ariana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny nepaley''' dia fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]] tenenina ao [[Nepaly]], any [[India]] ary any [[Botàna]]. Izy no fiteny ôfisialin' i Nepaly. Ao [[India]] dia mihoarta ny 2 000 000 ny isan' ny olona miteny nepaley amin' ny maha fitenin-dreny azy izay nahatonga ity fiteny ity ho fitenin' ny asam-panjaka, ary fiteny ôfisialin' ny fanjakan' i Sikkim any India. Soratana amin' ny endri-tsoratra devanagary ny fiteny nepaley, mitovy amin' ny an' ny [[Fiteny hindỳ|fiteny hindy]]. Fitenin-drenin' ny olona miisa 12 000 000 any ho any ny fiteny nepaley ao Nepaly (45 %n' ny mponina nepaley izany). Mihoatra ny key ny 35 000 000 ny olona miteny nepaley maneran-tany. Maro ny anarana iantsoana ny fiteny nepaley: fiteny kaskora (''kashkura''), fiteny gôrkaly (''gorkhali'' na ''gurkhali''), fiteny nepaly (''nepali''), fiteny parnatia (''aprbatiya'').
 
== Jereo koa ==