Fiteny maraty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny Marathi ho Fiteny maraty i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
'''Ny fiteny maraty''' (anarana teratany: '''मराठी''' ''Marāṭhī'') dia iray amin' ireo [[fiteny Indôindô-ariana]], sapan' ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]. Misy olona miisa 75 tapitrisa any ho any no miteny maraty any [[India]], indrindra ao amin' ny fanjakan' i [[Maharashtra]] sy [[Goa]]. Ny fiteny maraty dia iray amin' ireo fiteny ôfisialy any [[India]] ary iray amin' ireo fiteny malaza indrindra eto amin'izao tontolo izao.<ref>https://web.archive.org/web/20130210004955/http://censusindia.gov.in/Census_Data_2001/Census_Data_Online/Language/Statement1.htm</ref>
 
== Rohy ivelany ==