Zaza (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Zaza''' izay atao hoe '''Kirda''' n ana '''Kirmanka''' na '''Dimily''', dia [[vahoaka iraniana]] miteny [[Fiteny zazaky|zazaky]], izay isan' ny [[fiteny iraniana]], monina ao amin'ny tapany afovoany-atsinanan' i [[Torkia]]. Ny tany tena onenan' izy ireo dia ao amin' ny faritanin' i Tunceli sy ny faritanin' i Bingöl sy ao amin' ny ampahan' ny faritanin' i Elazığ sy Erzincan ary Diyarbakır. Amin' ny ankapobeny dia manao ny tenan' izy ireo ho [[Korda (vahoaka)|Korda]] ny vahoaka zaza, ka matetika atao hoe ''Korda zaza''. Tsy fantatra marina ny isan'ny Zaza. Tamin'ny taona 2005 dia tombanana eo anelanelan'ny 2 000 000 sy 4 000 000 ny isan' ny mponina miteny zazaky. Manodidina ny antsaky ny Zaza no manaraka ny [[alevisma]], fa ny antsasany faharoa losa dia [[Sonisma|Miozolmana sonita]]. Taloha dia nisy ihany ny Zaza kristiana tao Gerger.
 
Misy zanaka am-pielezana zaza ny any [[Alemaina]], ny any [[Aotrisy]], ny any [[Soisa]], ny any [[Belzika]], ny any [[Frantsa]], ny any [[Nederlandy]], ny any [[Soeda]] ary ny any [[Danmarka|Danemarka]], ka mitotaly 300 000 any ho any izy ireo ao [[Eorôpa]].