Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
Ny sampam-piteny tibetika dia ahitana ny fiteny tibetàna afovoany, ny fiteny tibetàna amdo, ny fiteny tibetàna kama, ireo fiteny jongka-koka, ireo fiteny ladaki-balty, ireo fiteny laholi-spity, ny fiteny kirong-kagata, ny fiteny serpa-jirela, ary fiteny maro hafa koa. Miisa 6 tapitrisa any ny mpiteny tibetika.
 
=== Ny sampam-piteny lololôlô-birmàna na lololôlô-bormezy ===
Ny sampam-piteny lôlô-birmàna na lôlô-bormezy dia ahitana ireo Tsipfiteny mondzisy, ireo fiteny bormisy, ireo fiteny loloisy ary ireo fiteny mroiky. Miisa 33 tapitrisa any ho any ny mpiteny bormezy.