Fianakaviam-piteny tay-kaday: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Taikadai-en.svg|vignette|427x427px|Fitsinjaràn'ny fiteny ao amin'ny fianakaviana tay-kaday]]
Ny '''fiteny tay-kaday''' dia [[fianakaviam-piteny]] izay nantsoina hoe '''fiteny daîka''' tany aloha, izay ahitana [[fiteny]] miisa zato any ho any izay tenenina ao amin' ny saikanosin' i [[IndosinaIndôsina]] sy any amin' ny faritra atsimo ao [[Sina]] ary tetenin' ny olona miisa 100 000 000 any ho any.
 
Taloha, ireo fiteny tay-kaday dia nosokajina ho isan' ny [[fianakaviam-piteny sino-tobetàna]], nefa tsy ny voambolana fototra no nanorenana izany fanasokajiana izany fa ny fisian' ny voanteny nifampindramana. Misy koa ireo mpahay teny izay te hampifanatona ny fiteny tay-kaday amin' ny [[fiteny aostronezianaaostrôneziana]] noho ny fahitana mpisolo, anaran' ny isa, anaran' ny fizaràn' ny vatana izay mitovy amin' ny an'ny fitenfiteny yaostronezianaaostrôneziana, nefa voanteny nifampindramana koa izany.
 
== Ny sampan' ny fianakaviam-piteny tay-kaday ==
Ny fianakaviam-piteny tay-kaday dia mizara sampam-piteny maro, dia ny sampam-piteny kam-tay, ny sampam-piteny hlay, ary ny sampam-piteny kaday.