Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-202:
=== Ny mponina sy ny fiarahamonina ===
 
==== Ny mponina vondrom-poko  sy  foko ====
Ny Repoblika Demôkratikan’i Kôngô dia ahitana vondrom-poko fito sy zana-poko mihoatra ny telonjato. Ny vondrona lehibe indrindra dia vondrona banto: ny [[Kôngô (vahoaka)|Kôngô]] (''Kongo''), ny [[Bateke (vahoaka)|Bateke]] (''Bateke''), ny [[Loba (vahoaka)|Loba]] (''Luba''), ny [[Londa (vahoaka)|Londa]] (''Lunda'') ary ny [[Koba (vahoaka)|Koba]] (''Kuba''). Ao avaratra no ahitana ny [[Nilôtika (vahoaka)|Nilôtika]] sy  ny [[Pigmea]] (izay monina any amin’ ny faritra be ala).
 
==== Ny mponina ====
Ny mponina ao amin’ ny Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô dia nahatratra any amin’ ny 68 008 922 tamin’ ny taona 2008, izay manana salan-kakitroka 30 mp/km². Izany isa izany dia manakaiky ny 86 000 000 ankehitriny. Ny toerana tena be mponina dia ao amin’ ny faritra fitrandrahana harena an-kibon’ ny tany ao Shaba sy ao amin’ny Bas-Congo. Latsaky ny ampahatelon’ ny mponina no monina an-tanàn-dehibe. Tamin’ ny taona 2008 dia 42,50 ‰ ny taham-pahaterahana, ary ny taham-pahafatesan’ ny zaza dia 64 ‰ ary ny salam-pahela velona dia 57,6 taona.