Wikipedia:Takelaka/1 2021 : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Pejy voaforona amin'ny « vignette|120px|Sainam-pirenen'ny Repoblikan'i Kôngô Ny '''Repoblikan' i Kôngô''' na '''Kôngô-Brazzaville''' dia f… »)
 
 
[[File:WIKITONGUES- Candy speaking Malagasy.webm|thumb|Fiteny malagasy]]
[[Sary:Flag of the Republic of the Congo.svg|vignette|120px|Sainam-pirenen'ny Repoblikan'i Kôngô]]
Ny '''fiteny''' '''malagasy''' dia [[tenim-pirenena|tenim-pirene]]n'ny Repoblikan'i Madagasikara. Ny teny malagasy dia ao amin'ny fianankavian-tenin'ny [[Fiteny barito|teny barito]] (ao amin'ny [[Fiteny aostroneziana|teny aostronezianina]]). Any [[Banjarmasin]], nosin'i [[Kalimantan]] ([[Indonezia]]) no foiben'ny fiteny barito. Ny teny akaikikaikin'ny teny malagasy ankehitriny dia ny [[Fiteny maaniany|fiteny maaniany]]. Misy koa ny [[Fiteny samihima|fiteny samihima]] sy ny [[Fiteny dosona deiaha|fiteny dosona deiaha]] sns. Ny [[fiteny malay]] izao no teny miasa eo amin'io nosy io. Araka ny antontanisan'ny [[Akademia Malagasy|Akademia malagasy]] dia ny 83,61% dia tsy miteny afatsy ny teny malagasy.
Ny '''Repoblikan' i Kôngô''' na '''Kôngô-Brazzaville''' dia firenena ao amin'ny [[faritra afovoan'i Afrika]]. I [[Brazzaville]] no renivohiny. Mifanefi-tany amin’ ny [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô|Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô]] ao atsimo sy ao atsinanana, amin’ i [[Angôla]] ao atsimo andrefana, amin’ i [[Gabôna]] ao andrefana ary amin’ i [[Kamerona]] ao avaratra-andrefana izy. Manana morontsiraka mirefy 169 km amin’ ny [[Ranomasimbe Atlantika]] izy ary manana velaran-tany mirefy 342 000 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Isan' ireo firenena farany mahantra ny Repoblikan' i Kôngô.
 
Ny endriky ny teny malagasy dia tsy tahaka ireo fiteny ao [[Afrika]] satria io fiteny io dia ao amin'ny vondrona malaiô-pôlineziana, sampan'ny vondrona aostrôneziana. Ny fiavian'ny teny malagasy dia fantatr'ireo mpandini-piteny hatry ny taonjato faha-19. Ny teny malagasy dia mitovy vondrom-piteny amin'ny fiteny baritô avy amin'ny faritany atsimo atsinanan'ny [[Nosy Borneo|Nosy Bôrneô]]. Betsaka ny fitovizan'ny teny malagasy amin'ny [[Fiteny ma'aniany|fiteny ma'aniany]], fiteny tenenina eo amin'ny faritry ny renirano Baritô, ao atsimon'i [[Bôrneô]]. Lazaina fa [[Aostrôneziana (vahoaka)|mponina aotrôneziana]] avy amin'ny [[tamba-nosy]] maley nandalo tany Bôrneô no nipetraka teto Madagasikara, na dia tsy fantatra aza ny anton'io fifindrana io. Taonjato maro taty aoriana, nifangaro tamin'ny [[Arabo (olona)|Arabo]] sy ny Masombika (Afrikana avy amin'ny tontolo soahily) ny mponina aostrôneziana. {{tohiny|fiteny malagasy}}
Ny [[Pigmea]] Mboty no mponina voalohany tao amin' ny faritra misy ny [[Repoblikan'i Kôngô]] ankehitriny. Niorim-ponenana tao koa tamin’ ny fiandohan’ ny fanisan-taona iraisana ny Banto. Ireo fanjaka-mpanjaka roa lehibe dia ny fanjakan’ i Lôangô sy fanjakan’ i Kôngô. Ny fanjakan’ i Lôangô dia fanjakana miankina amin' ny fanjakan’ i Kôngô. Ny faharavan’ ny fanjaka-mpanjaka, ny fivarotana andevo, ny ady mitam-pidiana dia nanakorontana ny fiainan’ ny mponina. {{tohiny|Repoblikan'i Kôngô}}