Andriamasinavalona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-382:
Izany toe-javatra izany no nampirongatra indray ny tsy fandriampahalemana sy ny ady an-trano nanjaka teto Imerina nandritry ny 80 taona, nampandroso ny varotra andevo aondrana mankany an-dafin’ny ranomasina sy nampitobaka ny fitaovam-piadiana toy ny basy mba hiarovan-tena na hanafihana.Tsy fahadisoan’Andriamasinavalona izany fa ditran’ny zanany.
 
== ANDRIAMASINAVALONAAndriamasinavalona lasa LASA BABO babo tao AMBOHIDRATRIMOAmbohidratrimo ==
Rehefa samy nipetraka amin’ny fanjakany avy izy 4-dahy sy ny zanany nanoa, dia fanaon’Andriamasinavalona ny mitsidika sy mamangy azy ireny any an-toerana.