Andriamasinavalona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-153:
Mba hampitombo hasina sy voninahitra ny Andriamanjaka dia nametraka lalàna momban’ny fiandrianana izy :
-nalamina ny fiambenana sy fiarovana ny mpanjaka ka nisy ireo karazan’olona efa voatokana hikarakara sy hitaiza azy , toy ny Tsiarondahy , ny Madiotànana,ka tsy afaka manatona azy raha tsy misy fangatahan-dalana .
-Ny fiarahabana no fomba fanehoana ny fifanajana voalohany indrindra .Koa nanana fiarahabana mitokana ny andriana toy ny hoe :
-“Sarasara (tsy ambaka) ,Tompoko e!”( fomba fiarahabana ataon’ny tsiarondahy na ny tandapa amin’ny Andriamanjaka, na ny ambaniandro no manao an’io amin’ny andriana indraindray )
-“ Tsara và ,Tompoko e!,Aza marofy!...Mandrosoa fanjakana !,Mifanantera amin’ny ambanilanitra! Trarantitra re , Tompoko! “
Raha samy andriana dia ny fiarahabana “Tsara va tompoko!” no fanao ka ny zandry olona sy ny vehivavy no miarahaba ny zoky na ny lehilahy.
 
-“Sarasara (tsy ambaka) , Tompoko e!”( (fomba fiarahabana ataon’ny tsiarondahy na ny tandapa amin’ny Andriamanjaka, na ny ambaniandro no manao an’io amin’ny andriana indraindray )
- Ny fanomezana toerana ny Elo mena ho mariky ny fahefana sy fiandrianan’ny Andriamanjaka irery ihany : ka izy irery ihany no tokony azo ialofana elo miloko mena, indrindra raha mikabary na mandeha eny an-dàlana .
 
-Nandamina ny momban’ny kianja sy ny fananganana ny Vatomasina amin’ny voahangy mivady sy volatsivaky ary ràn’omby volavita; teo Andohalo no nanaovana izany voalohany ho toeram-pikabariana sy fanandratana mpanjaka.Ary ny vohitry ny Andriamanjaka, sy ny andriamasinavalona ,tompombodivona dia nisy kianja sy vatomasina , fanaovana sorona omby amin’ny andro Fandroana.
-“ Tsara“Tsara, ,Tompoko e!, Aza marofy!... Mandrosoa fanjakana !, Mifanantera amin’ny ambanilanitra! Trarantitra re , Tompoko!
-Nampitomboina lanja sy voninahitra ny andro Fandroana amin’ny Tsinambolan’ny Alahamady, satria andro fahatsiarovana ny nahaterahan’ny Andriamanjaka (Ralambo,Andriamasinavalona ary Andrianampoinimerina tato aoriana), andro fanamafisam-pihavanana isan-tokatrano, isam-batan’olona …
Raha samy andriana dia ny fiarahabana “Tsara va tompoko!” no fanao ka ny zandry olona sy ny vehivavy no miarahaba ny zoky na ny lehilahy.
-Noavaozina indray ny [[Lapa Besakana]] ,tao Anatirova,izay natao toerana hanamarihana ny fiorenam-panjakana teto Imerina .Tamin’izay fotoana izay no namaliana soa an’i Trimofoloalina, nahafoy tena nety atao sorona velona ny tenany ho voninahitry ny mpanjaka; nefa tsy novonoina izy na nalatsa-drà kely akory, fa mody nodidina ka nosoloina ràn’akoholahy mena izay natentina ny trano (natao Tsy maty manota i Trimofoloalina sy ny taranany )
 
Tao Besakana no nisy ny” afo tsy maty” izay afo ambenana tsy ho faty na oviana na oviana ka nisy tandapa miambina izany andro aman’alina .
- Ny fanomezana toerana ny Elo mena ho mariky ny fahefana sy fiandrianan’ny Andriamanjaka irery ihany : ka izy irery ihany no tokony azo ialofana elo miloko mena, indrindra raha mikabary na mandeha eny an-dàlana .
Ny Zanakandriana voatendry hanjaka dia entina ao Besakana aloha , mijoro anilan’ny fatana afovoany,mangatam-pitahina ka izany no atao hoe “Halampatan’ny Besakana”( fototra iorenana), izay mari-pahefana ambony indrindra , ary tsy atao hoe manjaka raha tsy efa nandalo sy nonina tao Besakana .
 
-Nandamina ny momban’ny kianja sy ny fananganana ny Vatomasina amin’ny voahangy mivady sy volatsivaky ary ràn’omby volavita; teo Andohalo no nanaovana izany voalohany ho toeram-pikabariana sy fanandratana mpanjaka.Ary ny vohitry ny Andriamanjaka, sy ny andriamasinavalona , tompombodivona dia nisy kianja sy vatomasina , fanaovana sorona omby amin’ny andro Fandroana.
 
-Nampitomboina lanja sy voninahitra ny andro Fandroana amin’ny Tsinambolan’ny Alahamady, satria andro fahatsiarovana ny nahaterahan’ny Andriamanjaka (Ralambo,Andriamasinavalona ary Andrianampoinimerina tato aoriana), andro fanamafisam-pihavanana isan-tokatrano, isam-batan’olona
 
-Noavaozina indray ny [[Lapa Besakana]] ,tao Anatirova,izay natao toerana hanamarihana ny fiorenam-panjakana teto Imerina .Tamin’izay fotoana izay no namaliana soa an’i Trimofoloalina, nahafoy tena nety atao sorona velona ny tenany ho voninahitry ny mpanjaka; nefa tsy novonoina izy na nalatsa-drà kely akory, fa mody nodidina ka nosoloina ràn’akoholahy mena izay natentina ny trano (natao Tsy maty manota i Trimofoloalina sy ny taranany )
Tao Besakana no nisy ny” afo tsy maty” izay afo ambenana tsy ho faty na oviana na oviana ka nisy tandapa miambina izany andro aman’alina .
 
Ny Zanakandriana voatendry hanjaka dia entina ao Besakana aloha , mijoro anilan’ny fatana afovoany,mangatam-pitahina ka izany no atao hoe “Halampatan’ny Besakana”( fototra iorenana), izay mari-pahefana ambony indrindra , ary tsy atao hoe manjaka raha tsy efa nandalo sy nonina tao Besakana .
 
==== Ny Fandaminana ny Fitondrana ====