Andriamasinavalona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-74:
Tsy izy no nanongana sy nandroaka an’Andrianjakatsitakatrandriana ,zokiny, teo amin’ny fitondrana fa ny vahoaka araka ny hevitra sy ny teti-kadin’Andriamampandry hovalahy mpanolontsaina.
 
=== Ny fanitarana ny fanjakana Merina ===
Ny faritry ny fanjakana nolovainy tamin’Andriatsimitoviaminandriandehibe rainy dia kely velarana ihany satria tsy nihoatra ny tendrombohitra Andringitra ny avaratra –andrefana,Angavokely ny farany antsinanana, Alasora sy ny Zanamihoatra ny atsimo, ary ny henihenin’i Betsimitatara ny andrefana.
Mbola nizarazara fanjakana madinika maro ny firenena merina fahiny , na dia teo ihany aza ny fanjakan’Antananarivo izay tsy nanampahefana firy tamin’ireo mpanjaka madinika na tompomenakely nipetraka am-bodivona: nisy mpanjaka tany Amoronkay-Ifanongoavana(Andriampanarivofonamanjaka),tany Manohilahy avaratra (Andriamasinteny) , tao Ambohitrimanjaka-Anosivato (Andriamanjakatokana), tao Ambohijoky, tany Itsinjoarivo, amoron’Ionive (Andriandanitramantany) ,sns….
Andalana faha-83:
 
 
21)==== <u>NY NAMORIANA AN’IMERINA</u> ====
 
Andriamasinavalona, olon’ny fihavanana.
Andalana faha-118:
 
 
22)==== <u>NY FAMARITAN-PANJAKANA</u> ====
 
fifanarahana tamin’ny mpanjakan’IMAMO