Andriamasinavalona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-697:
 
 
'''I)=== Ny zanak’Andriamasinavalona''' ===
 
Ao amin’Avaradrano, nisy 413 lahy.
Andalana faha-795:
 
 
'''II)=== Ny Andriamasinavalona, zanak’Andrianentoarivo''' ===
 
amin’ny Vonizongo (424 lahy)
Andalana faha-819:
-Zanak’Andriampanomponolona 19 (Voninahitrinitany)
 
'''III-=== Ny Andriamasinavalona amin’ny Vakinankaratra''' (nisy 209 lahy) ===
 
'''III- Ny Andriamasinavalona amin’ny Vakinankaratra''' (nisy 209 lahy)
 
-Ny amin’ny Menabe: 45(Ambohimasina, Ambohipolo, Soavina, Ambohitsimanova,..)
Ligne 853 ⟶ 852 :
Tsy nionona tamin’izany toerana nametrahan’ny mpanjanatany azy izany anefa ny sasany tamin’ireo andriamasinavalona fa nihezaka tsy ho resy teo amin’ny fiainana ka nitondra avo hatrany ny hasin’ny firazanany sy ny toe-tsaina maha-andriana azy ireo ka nanampy araka izay azony natao ireo mpiara-belona manodidina azy. Betsaka ireo andriamasinavalona no nandranto fianarana sy fahalalana na teto an-toerana na tany am-pitan-dranomasina ka tonga olomangam-pirenena tsy manam-paharoa; teo ireo nitarika ny tolon’ny fahafahana handravana ny fanjanahantany hatrany am-boalohany ka hatramin’ny farany; teo ireo sangan’ny firenena tamin’ny lafin’ny fahaizana sy fahalalana ka nanan-daza naneran-tany; betsaka no nitana andraikitra lehibe teo amin’ny fitondram-panjakana nandritry ny fanjanahantany sy ny fanjakana malagasy nahaleotena indray; tsy tambo isaina ireo nitari-draharaha na teo amin’ny lafiny ara-piarahamonina, na teo amin’ny lafiny ara-pivavahana sy fanabeazana, indrindra teo amin’ny faritra sy vohitra nisy azy. Tsy vita ny hitanisa ny anaran’izy ireo eto satria marobe ary sao misy hadino ka ahazoan-tsiny, fa ao ny tantaran’ ny firenena efa mitahiry izany ary ao koa ireo havany sy taranany hitantara ny asa vitany araka ny fahitany azy .
Ny faniriana dia ny mba hananan’ireo taranaka ankehitriny sy ho avy,” zanaka amam-para”, ny toe-tsaina avo sy mendrika nasehon’ireo zoky ray aman-dreny ireo, hijoro hatrany mba hanana ny toem-panahy sy saina, sy ny fahasahiana hiaro ny fomba amam-panao amin’ny maha-andriamasinavalona .
 
== Ny Vohitry ny Andriamasinavalona eto Imerina ==