Andriamasinavalona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-405:
 
== NY ”ANDRIAMASINAVALONA” ==
'''=== IZA no atao hoe « ANDRIAMASINAVALONA »?''' ===
 
Maro ny fanontaniana momba ny hoe :”iza moa no Andriamasinavalona ary mbola misy ve izany ankehitriny ?”. Betsaka koa ny lahatsoratra sy ny dinidinika amam-panehoan-kevitra samihafa mikasika io fanontaniana io satria ankehitriny misy ny antokon’olona milaza fa tsy nisy izany “taranak’Andriamasinavalona” izany ary koa ao ny te -ho “Andriamasinavalona” na tsy izy aza.
Andalana faha-423:
 
 
'''=== “NY ANDRIAMASINAVALONA”:''' ===
 
I)-“ny Zanak’ Andriamasinavalona”, dia ireo taranany mivantana.
Andalana faha-439:
Izy ireto dia niavaka tokoa satria nanana zo sy sata manokana nihoatra ny an’ireo andriana hafa satria saika nahazo vodivona sy menakely izy ireo ary nahatandrina ny fomba amam-panao nentin-drazana nampiavaka azy, araka ny ho lazaina aoriana kely momba ny zo sy satan’izy ireo.
 
A)=== <u>NY TARANAK’ANDRIAMASINAVALONA</u> ===
 
Avy amin’ireo zanany 5 - lahy tsy nanjaka sy ireo zanany vavy nomena vodivona :
Andalana faha-482:
 
 
B)=== <u>NY TARANAKY ny ZANAK’ANABAVY sy ZANA-DRAHALAHIN’ ANDRIAMASINAVALONA</u>===
 
Izy ireo dia ny teraky :
Andalana faha-555:
 
 
D)=== <u>NY TARANAKY NY MPANJAKA KA NANOA TETO IMERINA</u>===
 
Izy ireo dia ny teraky :
Andalana faha-580:
 
E)=== <u>NY TARANAKY NY MPANJAKA TSY AVY ETO ANKIBONIMERINA, SAINGY NANOA</u>===
 
Ireo mpanjaka sy ny taranany, tsy avy eto Ankibonimerina nefa nanaiky mora foana ny fahefan’Andrianampoinimerina na nanampy azy koa tamin’ny famoriana fanjakana dia nomeny tombontsoa hipetraka amin’ny fanjakany taloha ihany fa toy ny Tompomenakely, ka izao ny didy napetrany : « …ary ireo andriana zanak’andriamanjaka nanaiky tany Imamo, tao Vonizongo, dia tsy azo atao Marolahy ireo,fa tsy tenan’Andriamanjaka aty (Imerina), ka mitondra Menakely, ary naman’ny andriamasinavalona». Torak’izany koa no nataony tamin’ireo andriana amin’ny Vakinankaratra. Ireto ireo Andriana nanjaka tsy avy eto Ankibonimerina nanaiky mora foana:
Andalana faha-611:
 
 
F)=== <u>IREO NATAO SY NASONDROTRA HO « ANDRIAMASINAVALONA »</u>===
 
Andrianampoinimerina , Radama I, Ranavalona I sy ireo mpanjaka nadimby azy ireo dia nanondrotra ho isan’ny « andriamasinavalona »,ireo sokajin’olona sasany nahavita be tamin’ny fanjakana,mba ho valim-pankasitrahana fara-tampony na dia tsy andriana avy eto Imerina aza, toy an-dry :