Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny wikipedia dia mandry sy miankina amin'ny '''fototra dimy'''.
 
== [[Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna|Ny Wikipedia dia raki-pahalalàna]] ==
{| style="background:none"
|-
| [[Sary:Opca enciklopedija JLZ.jpg|50px|gauche]] || '''[[Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna|Wikipedia firaketana]]'''
 
* Ny wikipedia dia raki-pahalalàna, azo atao alimanaka, raki-pahalalàna mikasika taranja manokana. Tsy amban'ny lisansa ny copyright {{c}} ny lahatsoratra voatahiry ato.
Ligne 12 ⟶ 13 :
|}
 
== Ny [[Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana|Fijerena tsy mitongilana]] ==
 
{| style="background:none"
|-
| [[Sary:Wikipedia scale of justice.png|50px|gauche]] || Ny '''[[Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana|Fijerena tsy mitongilana]]'''.
 
* Ny {{w|Fijerena tsy mitongilana}} dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.
Ligne 22 ⟶ 24 :
|}
 
== Torolalàna momba ny [[Wikipedia:Copyrights/mg|zom-pamorona]] ==
 
{| style="background:none"
|-
| [[Sary:Copyleft.svg|50px|gauche]] || Torolalàna momba ny '''[[Wikipedia:Copyright|Copyright]]'''.
 
* Ny pejy rehetra eto amin'ny wikipedia dia amban'ny {{w|lisansa CC-By-SA 3.0}} . Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'ny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny CC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
* Io lisansa io dia manome alàlanaafahana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wikipedia. Ny farafepetra mila hajaina fotsiny dia ny mitazona io lisansa io foana ho an'ilay lahatsoratra rehefa mandika, manova sy mizara. Mety ho zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny wikipediaWikipedia, naary diamety hovidianaampandoavana azavola izymihitsy aza.
 
* Ny lahatsoratra mitovy lisansa amin'ny wikipedia ihany koa dia azo hadikaadika ato, fa tandremo kosa, rarana ato amin'nyi wikipediaWikipedia ny lahatsoratra avy amina tranonkala hafa misy marika copyright ({{c}}). Ho voafafa avy hatrany ny takelaka tsy manaraka ny fitsipika momba ny copyright.
* Io lisansa io dia manome alàlana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wikipedia. Ny fara hajaina fotsiny dia mitazona io lisansa io foana ho an'ilay lahatsoratra rehefa mandika, manova sy mizara. Mety zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny wikipedia, na dia hovidiana aza izy.
* Noho izy ireo mety hampiteraka olana ho an'ny fikambanana, dia ho voafafa avy hatrany izay tahirin-kevitra tsy manaraka izay fitsipika momba ny zom-pamorona.
 
* Ny lahatsoratra mitovy lisansa amin'ny wikipedia ihany koa dia azo hadika ato, fa tandremo, rarana ato amin'ny wikipedia ny lahatsoratra avy amina tranonkala hafa misy copyright ({{c}}). Ho voafafa avy hatrany ny takelaka tsy manaraka ny fitsipika momba ny copyright.
|}
 
== [[Wikipedia:Fahalalam-pomba|Fahalalam-pomba]] ==
 
{| style="background:none"
|-
| [[Sary:Handshake (Workshop Cologne '06).jpeg|50px|gauche]] || '''[[Wikipedia:Fahalalam-pomba|Fahalalam-pomba]]'''.
 
* Ny mpikambana sy ny mpanova pejy dia tokony hifanaja. Ny hevitra no hiadiana raha tsy mety fa tsy ny mpikambana na ny mpanova. Aza mora entim-po.
 
|}
 
== [[Wikipedia:Torolalana azo tsy raharahina|Torolalana azo tsy raharahina]] ==
 
{| style="background:none"
|-
| [[Sary:Lascaux2.jpg|50px|gauche]] || '''[[Wikipedia:Torolalana azo tsy raharahina|Torolalana azo tsy raharahina]]'''
 
* Tsy manana fitsipika hafa ny wikipedia afatsy ireo fitsipika nosoratana ireo.
 
* Aza matahotra manoratra, manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. '''''Tsy maninona raha tsy lavorary ny lahatsoratra eto''''' raha manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo.
 
* Tsy manana fitsipika hafa ny wikipediaWikipedia afatsyafa-tsy ireo fitsipika nosoratana ireo.
* Mba mahasahia manoratra. Aza miandry izany hoe fantatra daholo ny fitsipika vao manomboka. Raha misy diso ny ataonao eto, misy ho hitan'ny mpandray anjara izy ireo. Aza matahotra manelingelina ny fandehanan'ny wikipedia. Ny santionany teo aorian'ny santionanao dia mbola hita ary mbola azo averina. '''''Azo averina daholo ny santionany rehetra'''''. Aza manadino koa fa ho voatahiry ato mandrakizay ny lahatsoratra notehirizinao.
* Aza matahotra manoratra, manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. '''''Tsy maninona raha tsy lavorarytonga lafatra avy hatrany ny lahatsoratra eto'''''. rahaRehefa manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo dia azo avoaka eto foana.
* Mahasahia manoratra. Aza miandry hahafantatra ny antsipirihan'ny fitsipika vao manomboka: raha misy diso ny ataonao eto, ho voahitsin'ny mpandray anjara hafa izy ireo. Tsy hanakorontana ny fikambanan'i Wikipedia izany.
|}
{{Fototra dimy}}