Fiteny makoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny makoa|fiteny makoa]]''' dia [[Fiteny banto|fiteny banto]] izay tetenin' ny olona ao [[MozambikaMôzambika]] sy ao [[Tanzania]] ary ao amin' ny [[Repoblikan'i KongoKôngô]] (ao amin' ny distrikan' i Makoa ao amin' ny Faritry ny Lembalemba sy ny manodidina azy). Olona mihoatra ny 4 000 000 no miteny makoa. Telo ny sampana lehiben' io fiteny io, dia ireto:
 
* ny fiteny sirima (izay tenenin' ny olona 620 000 eo ho eo ao MozambikaMôzambika ao amin' ny faritanin' i Niassa);
 
* ny fiteny koty (izay tenenin' ny olona 78 000 eo ho eo ao MozambikaMôzambika indrindra manodidina an' i Angoche ao amin' ny faritanin' i Nampula);
 
* ny fiteny lomoe (izay tenenin' ny olona 1 500 000 eo ho eo ao MozambikaMôzambika ao amin' ny faritanin' i Zambezia sy ny tapany atsimon' ny faritanin' i Nampula).
 
Marihina fa ny tanànan' i Makoa dia tsy ao MozambikaMôzambika fa ao amin' ny Repoblikan' i KongoKôngô, any amin' ny 600 km miala an' i [[Brazzavile|Brazzaville]].
 
== Jereo koa ==