Fiteny ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
Ny ankamaroan' ireo fiteny hafa dia fiteny banto, ary fitenim-pirenena ao amin' io firenena io dia ny fiteny kitoba sy ny [[fiteny lingala]] (13 %), manaraka ny [[fiteny mbôsy]], ny [[fiteny bateke]] (17,3 %), ary misy fiteny maherin' ny efapolo, izay ahitana fiteny [[pigmea]] maromaro (1,4 %) izay tsy [[fiteny banto]].
 
Ny [[fiteny kitoba]] (na monokotoba) dia fiteny kreôly kikôngô notsorina, izay azon' ireo vahoaka miteny amin' ny endri-piteny kikôngô maro. Ampiasain' ny 50,35 %n 'ny Kôngôley monina amoron' ny lalamby Congo-Océan, izay mampitohy an' i Brazzaville amin' i Pointe-Noire any amin' ny tapany atsimon' ilay firenena, ny fiteny kitoba.
 
Ny [[fiteny lingala]], "fitenin' ny renirano", dia fitenin' ny filoham-pirenena [[Denis Sassou-Nguesso]], sady be mpiteny ao avaratra sy atsinanana. Io fiteny io no nahitana mpiteny haingam-pitombo isa indrindra taona vitsy lasa izay tao amin' ny Repoblikan' i Kôngô. Ny 18 %n' ny mponina dia [[Bateke (vahoaka)|Bateke]] izay monina ao amin' ny Departemantan' ny Plateaux, ao amin' ny Cuvette-Ouest (ao amin'io faritra io dia atao hoe Mbety (''Mbéti'') sy Tege (''Tégué'') io fiteny io), ao Niari (atao hoe Nzaby (''Nzabi'') io fiteny io), ao Bouenza ary ao amin' ny faritr' i Pool.
 
Ny 18fiteny %nlary (' ny mponina'lari'') dia Bateke izay monina ao aminfifangaroan' ny Departemantanendrika maron' ny Plateaux, ao aminfitenin' ny Cuvette-Ouest[[Bakôngô (ao amin'io faritra io dia atao hoe Mbety (''Mbéti''vahoaka)|Bakôngô]] sy TegeBateke, (''Tégué'') iosady fiteny io), ao Niari (atao hoe Nzaby (tenenin''Nzabi'') i fiteny io), aony Bouenzaolona arymatetika ao amin' ny faritr' i Pool.
 
Ny fiteny lary (''lari'') dia fifangaroan' ny endrika maron' ny fitenin' ny Bakôngô sy Bateke, sady fiteny tenenin' ny olona matetika ao amin' ny faritr' i Pool.
 
== Jereo koa ==