Banto (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Ny lehibe indrindra amin'ireo vondrom-bahoaka banto dia ahitana mponina an-ketsiny, ohatra ny Sôna (''Shona'') ao [[Zimbaboe]] (12 000 000 tamin' ny taona 2000), ny Zolo (''Zulu'') ao [[Afrika Atsimo]] (12 000 000 tamin' ny taona 2005), ny Loba (''Luba'') ao amin' ny [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô|Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]] (7 000 000 tamin' ny taona 2010), ny Sokona (''Sukuna'') ao [[Tanzania]] (9 000 000 tamin' ny taona 2016), ary ny Kikoio (''Kikuyu'') ao [[Kenia]] (8 000 000 tamin' ny taona 2019).
 
== Fiteny banto ==
Ny [[fiteny banto]] dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao amin' ny antsasany atsimon' i Afrika - izany hoe ao amin' ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan' i Afrika. Zana-bodron' ny fianakaviam-[[Fiteny nizero-kongoley|piteny nijero-kongoley]] ny fianakaviam-piteny banto. Miisa any amin' ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny banto ireo. Isan' ny fiteny banto ny [[fiteny soahily]] sy ny [[fiteny zolo]] ary ny [[fiteny makoa]].
 
== Jereo koa ==