Indô-ariana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka indô-eorôpeana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Indô-ariana''' na '''Indiana''' dia vondrom-poko maro miteny amin'ny [[fiteny indô-ariana]], izay zana-bondron'ny [[fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]. Misy iray lavitrisa any ho any ny mpiteny indô-ariana, ka ny ankamaroany dia avy ao amin'ny zana-kontinenta indiana sady hita manerana an'i [[Azia Atsimo]] izay ahitana azy betsaka noho ny vahoaka hafa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Vahoaka semitika]]
* [[Iranianina (vahoaka)|Vahoaka iraniana]]
* [[Indô-iraniana (vahoaka)|Vahoaka indô-iraniana]]
* [[Nilôtika (vahoaka)|Vahoaka nilôtika]]
* [[Banto (vahoaka)|Vahoaka banto]]
* [[Aostrôneziana (vahoaka)|Vahoaka aostrôneziana]]
* [[Hamita (vahoaka)|Vahoaka hamita]]