Balotsy (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka iraniana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Balotsy''' dia [[vahoaka iraniana]] monina indrindra ao Balotsistanana izay faritany ao amin'ny faritra atsimo-andrefan' i [[Pakistana]] (5 600 000 any ho any). Ahitana fianakaviambe balotsy koa ny any [[Afganistana]] (100 000 any ho any), ny any [[Iràna]] (1 000 000 any ho any), ny any [[Torkmenistàna|Torkmenistana]] (28 000 any ho any). Ireo Balotsy ao Afganistana dia monina ao amin' ny faritra atsimo-andrefana, izany hoe ao amin' ny faritanin' i Kandahâr sy Helmand ary Nimrôz, manakaiky ny sisin-tany pakistaney.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Iranianina (vahoaka)|Vahoaka iraniana]]
* [[Fiteny iraniana]]
* [[Fivavahana iraniana]]