Manga (maniry): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Hazo fihinam-boa maniry amin' ny tany mafana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Mangifera indica old.JPG|vignette|Manga maniry an-tanàn-dehibe ao La Réunion|261x261px]]
Ny '''manga''' dia [[zavamaniry]], [[hazo]] fihinam-boa volena maro any amin' ny faritra manana [[toetanin-jana-pehin-tany]] mba hahazoana voany maro rantsana, misy voany be nofony. Ny anarany ara-tsiansa dia ''Mangifera indica L.''
 
Ny manga azo mety mahatratra hahabo 25 hatramin' ny 40 m, ny savaivony dia mety mahatratra 10 m hatramin' ny 20 m eo ho eo ny savaivo azo alofany. Mety mahatratra 300 taona ny manga ary mbola mety mamokatra foana izy amin' izany taonany izany. Ny fakan' ny manga dia mety midina 6 m any amban' ny tany. Maintso ny lokon' ny raviny izay manana halava 15 hatramin' ny 35 sm, sy ambainy 6 hatramin'ny 16 sm<ref>{{mondemalgache|largeur}}</ref>.
[[Sary:Alphonso mango.jpg|vignette|190x190px]]
Hazo avy any amin' ny faritra atsinana any [[India]] sy avy any [[Birmania]] ny manga. Nampidirin' ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] tao [[Afrika]] ary nampidirin' ny [[Pôrtogaly|Pôrtogey]] tao [[Brezila|Brezily]] ny manga tamin' ny taonjato faha-16. Volena betsaka any amin' ireo firenena manana [[toetanin-jana-pehin-tany]] ny manga nanomboka tamin' ny taonjato faha-17, indrindra tao Afrika, tao [[La Réunion]], tao [[Maorisy]], tao [[Seisely]], tany [[Antilia]] ary tany Brezily.
Andalana faha-11:
* [[Paiso]]
* [[Paoma]]
 
== Tsiahy ==