Pastora: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy tsiahy
Andalana faha-10:
 
=== Ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] dia ampitahaina matetika amin' ny mpiandry ondry Andriamanitra. Ao amin' ny Salamo faha-23, izay<ref><small>Salamo isannataon' ireoi salamoDavida. fantatraJehovah indrindrano sadyMpiandry ampahatsiahivina matetika ao amin' ireo fiangonana prôtestantaahy, indrindratsy mandritra ny lanonamhanan-java-pandevenana izay atomboka amin' ny hoe "Jehovah no mpiandry ahy". mahory aho,</small>
 
<small>Mampandry ahy amin' ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron' ny rano fialan-tsasatra Izy.</small>
 
<small>Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin' ny lalan' ny fahamarinana noho ny anarany Izy.</small>
 
<small>Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.</small>
 
<small>Mamelatra latabatra eo anoloako eo imason' ny fahavaloko Hianao; manosotra diloilo ny lohako Hianao; ny kapoakako feno dia feno.</small>
 
<small>Eny tokoa, fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin' ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon' i Jehovah andro lava aho. (Salamo faha-23, ''Ny Baiboly'')</small></ref>, izay isan' ireo salamo fantatra indrindra sady ampahatsiahivina matetika ao amin' ireo fiangonana prôtestanta, indrindra mandritra ny lanonam-pandevenana izay atomboka amin' ny hoe "Jehovah no mpiandry ahy".
 
=== Ao amin' ny Testamenta Vaovao ===
Ligne 16 ⟶ 26 :
==== Ao amin' ny Filazantsara ====
[[Sary:V&A - Raphael, Christ's Charge to Peter (1515).jpg|vignette|276x276px|''Maniraka an' i Petera i Jesoa'', sary nataon' i Raffaello Sanzio, 1515.]]
Ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] ny teny hoe mpiandry dia ampiasaina matetika, isan' ny nampiasa azy koa i Jesoa. Ao amin'ny fanoharana momba ny ondry (ny [[ondry very ka hita indray]], Mat. 18.12; ireo ondry mihaino sasy mahafantatra ny feon' ny mpiandry azy)<ref><small>Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka mania ny anankiray moa tsy hamela ny sivy amby sivi-folo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania? (Mat 18.12, ''Ny Baiboly'')</small></ref>. Rehefa mitany ny tenany amin' ny maha mpitari-dalana azy i Jesoa dia mikaza hoe "Izaho ny mpiandry tsara". Noho izany dia izy no modelin'ny mpiandry tsara. Rehefa niteny indroa tamin'ny [[Petera]] izy hoe "Andraso àry ny zanak' ondriko" ary indray mandeha hoe "Andraso ny ondriko" (Joa. 21.15-17) izay nanomezany an' i Petera ny andraikitra ny ho mpitarika ny mpino sy ny Fiangonana<ref><small>Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesosy tamin' i Simona Petera: Simona, zanak' i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan' ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko.</small>
 
<small>Hoy indray Izy taminy fanindroany: Simona, zanak' i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.</small>
 
<small>Hoy Izy fanintelony: Simona, zanak' i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia nalahelo Petera, satria Izy nanao intelo taminy hoe: Moa tia Ahy va ianao? Ka hoy izy taminy: Tompoko, Hianao mahalala ny zavatra rehetra; fantatrao fa tia Anao aho. Hoy Jesosy taminy: Fahano ary ny ondriko. (Jaona 21.15-17, ''Ny Baiboly'')</small></ref>.
 
==== Ao amin' ny Epistily ====
I [[Paoly (apostoly)|Paoly]] apostoly ao amin' ny taratasy (epistily) nosoratany ho an' ny Kristiana tany Efeso ([[Epistily ho an'ny Efesiana|Efesiana]]), dia miresaka ny amin' ny mpiandry (pastora), izay hiandraikitra ny fanofanana ny mpino amin' ny asa fanompoana" (Efes. 4.10-11). Araka io lahatsoratra<ref><small>Izay ionidina, nydia anjaraIzy asakoa lehibeno iandraiketan'Ilay ny pastora dia ny hanofana ny Kristiananiakatra mbaany hahafahanambonin' izy ireo, araka ny fiantsoanalanitra azyrehetra, hiaina arakahamenoany ny niantsoan'zavatra Andriamanitra azy avyrehetra. Ny asan' ny pastora dia raharaha omen' Andriamanitra ny Fiangonana (Efes. 4.11-12).</small>
 
<small>Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra (Efesiana 4.10-11, ''Ny Baiboly'')</small></ref>. Araka io lahatsoratra io, ny anjara asa lehibe iandraiketan' ny pastora dia ny hanofana ny Kristiana mba hahafahan' izy ireo, araka ny fiantsoana azy, hiaina araka ny niantsoan' Andriamanitra azy avy. Ny asan' ny pastora dia raharaha omen' Andriamanitra ny Fiangonana (Efes. 4.11-12)<ref>A<small>ry Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,</small>
 
<small>ho fanatanterahana ny olona masina, ho amin' ny asan' ny fanompoana amin' ny fiangonana, ho amin' ny fampandrosoana ny tenan' i Kristy, (Efesiana 4.11-12)</small></ref>.
 
== Fampiasana ny teny hoe ''pastora'' amin' ny fiangonana samihafa ==
Ligne 41 ⟶ 59 :
* [[Eveka]]
*[[Mpiandry]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==