Lalao Olimpika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 132 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q5389
wikifix
Andalana faha-1:
Ny '''Lalao Olimpika''' izay azo soratana "'''Lalao Olympika'''" ihany koa , (amin'ny [[fiteny grika ankehitriny]] '' Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες [hoi Olympiakoí agônes]'') dia [[tranga]] iraisam-pirenena lehibe mikasikan'ny [fanatanjahan-tena] atao amin'ny andro [[fahavaratra]] sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro [[ririnina]]. Ny Lalao Olimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny [[Lalao Olimpikan'ny fahavaratra]] tahaky ny [[Lalao Olimpikan'ny ririnina]] dia efa-taona ; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.
 
Ny Lalao Olimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny [[foko grika]] ao Eoropa tamin'ny [[Andro Taloha]] tamin'ny taonjato fahavalo hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I [[Pierre de Coubertin]], mpamorona ny [[Komity Olimpika Iraisam-pirenena|KOI]] (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny [[1896]].