Tendrontany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
=== Tendrontany avaratra ===
Ny [[tendrontany avaratra]] dia toerana ara-jeôgrafia any avaratra indrindra eto an-tany, any ampovoan' ny [[Ranomasimbe Arktika|renomasimberanomasimbe Arktika]]. Eo anelanelan' ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin' ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava any amin' ny tendrontany.
 
=== Tendrontany atsimo ===
Andalana faha-10:
 
== Ny toetanin-tendrontany ==
Ny faritra misy ny [[Toetanin-tendron-tany|toetanin-tendrontany]] dia eo anelanelan’ ny [[Faribolan-tendron-tany|faribolan-tendrontany]] sy ny tendrontany. Tsy dia misy firy ny [[rotsak’ orana]] ary ny maripana dia ambany dia ambany, mahalana raha hihoatra ny 0 °C. Rakotra [[ranomandry]] mandrakariva ireo faritra ireo. Rakotra ranomandry i [[Arktika]] izay ahitana an’ i [[Goenlandy]] sy i [[Siberia]] any avaratra. Toraka izany koa i [[Antarktika]] any atsimo, izay efa nahitana hatsiaka mahatratra -88 °C. Mety mahatratra 3 000 m ny hatevin’ ny ranomandry amin’ izany.
 
== Jereo koa ==