Faribolan-tendron-tany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra farany avaratra sy farany atsimo eto an-tany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:World map with polar circles.svg|vignette]]
Ny '''faribolan-tendron-tany''' dia [[fehin-tany]] (faribolana) any amin' ireo faritra manodidina sy mahafaoka ny [[tendron-tany]] izay mampisy ny fotoana tsy mampiposaka ny [[masoandro]] amin' ny [[ririnina]] sy tsy mampilentika ny masoandro amin' ny [[fahavaratra]]. Misy roa ny faribolan-tendron-tany, dia ny any amin'ny faritry ny tendron-tany avaratra sy ny any amin' ny faritry ny tendron-tany atsimo. Ny zorom-pehin-tany mifanindry amin' ireo faribolana ireo, na any avaratra na any atsimo, dia mitovy amin' ny zorom-pitongilanan' ny tezam-pihodinan' ny tany amin' ny tenany raha mitaha amin' ny tezan-danitra (na ny zorom-pitongilanan' ny [[fehiben-tany]] mitaha amin' ny [[ekliptika]]). Ny elanelany ara-joro amin'ny tendron-tany dia 23° 26' 10,3<nowiki>''</nowiki> (tamin'ny volana Janoary 2020°). Noho izany, ny zorom-pehin-taniny dia 66° 33' 49,7". Mamaritra amin' ny ambangovangony ny kôntinenta Antarktika ny faribolan-tendron-tany atsimo.
 
== Jereo koa ==