Toetanin-tendron-tany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Karazana toetany mangatsiaka
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''toetanin-tendron-tany''' dia toetanin' ny faritra eo anelanelan’ ny [[faribolan-tendron-tany]] sy ny [[tendron-tany]]. Tsy dia misy firy ny [[rotsak' orana]] ary ambany dia ambany ny [[maripana]] izay mahalana raha hihoatra ny 0 °C. Rakotra [[ranomandry]] mandrakariva ireo faritra ireo. Rakotra ranomandry i [[Arktika]] izay ahitana an’ i [[Goenlandy]] sy i [[Siberia]] any avaratra. Toraka izany koa i [[Antarktika]] any atsimo, izay efa nahitana hatsiaka mahatratra -88 °C. Mety mahatratra 3 000 m ny hatevin’ ny ranomandry amin’ izany.
 
== Jereo koa ==