Dipoavatra (voany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Voan-javamaniry fanatsarana tsiron-tsakafo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pfeffer-Gewürz.jpg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Pfeffer-Gew%C3%BCrz.jpg|vignette|282x282px|Voan-dipoavatra]]
Ny '''dipoavatra''' dia voan-javamaniry fanatsarana tsiron-kanina somary mafana avy amin' ny zavamaniry mitovy anarana aminy, izay [[vahy]] . Telo ny karazana [[Dipoavatra (maniry)|dipoavatra]] fantatra, dia ny dipoavatra mainty (''PIper nigrum''), izay ahazoana ny dipoavara maitso, fotsy, mena na mainty, sy ny dipoavara kobeba (''peper cubeba'') ary ny dipoavatra lava (''Piper longum''), nefa ao koa ny dipoavatra voatsiperifery (''Piper borbonense'').
 
== Karazana dipoavatra fampiasa amin' ny sakafo ==
Andalana faha-10:
==== ''Piper longum'' ====
[[Sary:Piper_longum.jpg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Piper_longum.jpg|vignette|174x174px|''Piper longum'' ("Dipoavatra lava")]]
Ny dipoavarta lava (''Piper longum'') dia dipoavatra avy any [[India]], izay maniry hoazy eny antsisin' ny tendrombohitra Himalaya. Mafana kokoa ny tsiron'ny dipoavatra lava sady somay mamimamy nefa tsy mahery tahaka ny dipoavatra mainty.
 
==== ''Piper cubeba'' ====
Ny dipoavatra kobeba (''Piper cubeba'') dia karazana dipoavara avy any [[Azia Atsimo Atsinanana|Azia Atsimo-Atsinanana]]. Mahery kokoa noho ny dipoavatra mainty ny tsirony, ao amin' ny vovoka karỳ (''curry'') no tena ampiasana azy. Azo hanina mivantana amin' ny fitsakotsakoana ny voany ny dipoavatra kobeba ka mamela tsiro toa mangatsiatsiaka ao anaty vava.
 
'''''Piper borbonense'''''