Akondro (maniry): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-17:
* ny akondro taim-parasy
* ny akondrolahy, akondro fahandro izy io.
 
== Famokarana sy fivarotana akondro ==
Maro ny firenena mamokatra akondro maneran-tany nefa ireo firenena ao [[Amerika Afovoany]] no mpanondrana azy betsaka. I [[Japana]] no firenena mpanafatra akondro betsaka indrindra nanomboka tamin’ ireo taona 1960. Ao [[Eorôpa]] no misy ny tsenan’ akondro iraisam-pirenena lehibe indrindra. I [[Etazonia]] anefa no tsenam-pirenena lehibe indrindra. Nisy vokatr’ izany ny fifanolanana teo amin’ ny Amerikana sy ny Eorôpeana momba ny raharaham-barotra akondro tamin’ ireo taona 1990. Mba hiarovana ny famokarana akondro any amin’ ireo firenena mifamatotra amin’ny alalan’ny ''Conventions de Lomé'' (Antilia frantsay, Kanaria espaniôla, ireo firenena ao [[Afrika]] sy [[Karaiba]] ary [[Pasifika]]) dia nanangana lamina hamerana ny fidiran’ ny akondro avy any [[Amerika Latina]] ny [[Vondrona Eorôpeana]]. Izany fifanolanana izany dia nahatonga ny fidirana an-tsehatr’ i Etazonia mba hiarovany ny tsenan’ ireo firenena mifampiraharaha aminy.
 
== Jereo koa ==