Jeôgrafia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Jeografia any amin'i Jeôgrafia ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Teacher points out a country on a map.jpg|thumb]]
Ny '''Jeografia''' dia fandinihana ny [[Terre|Tany]].<br />
nadika avy tamin'ny pejy Frantsay vangio [http://fr.wikipedia.org/wiki/Liste_des_pays_du_monde Liste des pays du monde]
 
Ny foto-tenyfototeny [[RacineFiteny grecquegrika|Grikagrika]] :
* η γη (''hê gê'') ): "ny [[Terre|Tany]]tany"
* γραφειν (''graphein'') ): "soratra"
 
----
 
== KontinentaKôntinenta ==
Ny kôntinenta na tanibe dia tany midadasika mitohy hodidinin-d[[ranomasina]] manontolo na amin'ny ampahany izay lehibe lavitra noho ny [[nosy]] sady onenan'ny vahoaka amin'ny firenana maro eto ambonin'ny Tany. Miovaova ny tena famaritana ny hoe kontinenta arakaraka ny taranja iresahana azy ka mahatonga ny isan'ny kontinenta hiovaova. Misy ohatra ny mpanoratra manao an'i [[Eoropa|Eorôpa]] sy i [[Azia]] ho kontinenta roa, nefa misy ny manambatra azy ka miantso azy hoe [[Eorazia]] noho izy ireo tany mitohy tsy misy fahatapahany. Miova eo anelanelan'ny efatra sy fito noho izany ny isan'ny kontinenta. Ireto avy ireo kôntinenta eto ambonin' ny Tany: Afrika, Amerika, Azia, Eorôpa ary Ôseania.
 
=== Afrika ===
* [[Kontinenta]]
I Afrika dia manana velarana mirefy 30 221 532 km<sup>2</sup> miaraka amin'ny [[nosy]] manodidina azy. Mahatratra hatramin'ny iray lavitrisa ny isan'ny mponina ao aminy tamin'ny taona 2010. I Afrika dia voafaritry ny [[Ranomasina Mediteranea]] any avaratra, ny [[Lakandranon'i Suez]] sy ny [[Ranomasina Mena]] any avaratra atsinanana, ny [[Ranomasimbe Indiana]] any atsinanana ary ny [[Ranomasimbe Atlantika]] any andrefana. Misy firenena 48 miaraka amin'i Madagasikara, ary 53 miaraka amin'ny [[tamba-nosy]] rehetra I Afrika. Mamaky an'i Afrika ny [[Fehibe|Fehiben-tany]] sy ny ny zana-pehintany roa.
{{Kontinenta}}
 
=== Amerika ===
I Amerika dia kontinenta faritan'ny ranomasimbe [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] any andrefany, ny ranomasimbe [[Ranomasimbe Atlantika|Atlantika]] any atsinanany, ny ranomasimbe [[Ranomasimbe Arktika|Arktika]] any avarany ary ny ranomasimbe Atsimo any atsimony. Ny faritra tena misongadina dia i [[Amerika Avaratra]] sy i [[Amerika Atsimo]]. izay heverina ho samy kontinenta mahaleo tena avy indraindray. Ny velarantaniny dia 42 tapitrisa km<sup>2</sup> ary ny isan'ny mponina dia 930 tapitrisa eo ho eo tamin'ny taona 2009.
 
=== Azia ===
I Azia dia voafaritry ny [[Ranomasimbe Arktika]] ao avaratra, ny [[andilan-dranomasin'i Bering]] sy ny [[Ranomasimbe Pasifika]] ao atsinanana, ny [[Ranomasimbe Indiana]] ao atsimo, ary ny [[Ranomasina Mena]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao atsimo-atsinanana. Ny sisiny manasaraka an'i Azia sy [[Eorôpa]] dia nifanarahana fa ny [[tendrombohitra Oraly]] (''Ural''). Manana velarana 32 tapitrisa km<sup>2</sup> i Azia ka izy no be velarana indrindra amin'ny kontinenta rehetra. Izy koa no be mponina indrindra. Ahitana firenena miisa 46 ny ao amin'io kontinenta io.
 
=== Eorôpa ===
I Eorôpa dia ao amin'ny ila-bolantany avaratra sady manana ny ampahany be amin'ny taniny ao amin'ny ila-bolantany atsinanana, izay voafaritry ny kontinentan'i [[Azia]] avy ao atsinanana, ny [[Ranomasina Mediteranea]] avy ao atsimo, ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy ny [[Ranomasin'i Norvezy]] avy ao andrefana, ary ny [[Ranomasimbe Arktika]] avy ao avaratra i Eorôpa.
 
Matetika dia zaraina ho faritra efatra i Eorôpa ka ahitana an'i [[Eorôpa Avaratra]], i [[Eorôpa Andrefana]], i [[Eorôpa Afovoany]], i [[Eorôpa Atsinanana]] ary i [[Eorôpa Atsimo]]. Misy [[firenena]] dimampolo ao Eorôpa, ary i [[Rosia]] no ngeza indrindra amin'ireo, ary i [[Vatikàna]] no firenena kely indrindra.
 
=== Ôseania ===
I Ôseania dia fitambaran'i [[Aostralia]] sy ny [[nosy]] anarivony maro manodidina ao amin'ny faritra atsimon'ny [[ranomasimbe Pasifika]]. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kontinentan'i Ôseania. Ny 90% n'izay dia Aostralia. Izy no kontinenta kely indrindra eto an-tany.
 
== Tendrombohitra ==
Ny tendrombohitra dia endrika ara-soridrefitany hita amin' ny vohontany miabo, hita ambon' ny planety telorika ([[Tany]], [[Volana]]).
 
=== Tendrombohitra eto Madagasikara ===
[[Maromokotro]] [[Ankaratra]] [[Andringitra]]
 
== Ony sy renirano ==
 
=== Ony sy renirano eto Madagasikara ===
[[Mahavavy]] [[Mangoky]] [[Tsiribihina]] [[Mandrare]] [[Menarandra]] [[ony Onilahy|Onilahy]] [[Nosivolo]] [[Mananara Atsimo]] [[Maevarano]] [[ony Mananjary|Mananjary]] [[Ivoloina]]
 
* [[Mahavavy]]
* [[Mangoky]]
* [[Tsiribihina]]
* [[Mandrare]]
* [[Menarandra]]
* [[Onilahy]]
* [[Nosivolo]]
* [[Mananara Atsimo]]
* [[Maevarano]]
* [[ony Mananjary|Mananjary]]
* [[Ivoloina]]
 
== Farihy ==
 
=== Farihy eto Madagasikara ===
[[Farihin' Alaotra]] [[Farihy Itasy]] [[Farihy Ihotry]] [[Farihy Tsimanampetsotsa]] [[Farihy Sahaka]] [[Farihy Fito]]
 
* [[Farihin' Alaotra]]
* [[Farihy Itasy]]
* [[Farihy Ihotry]]
* [[Farihy Tsimanampetsotsa]]
* [[Farihy Sahaka]]
* [[Farihy Fito]]
 
== Nosy ==
 
=== Nosy eto Madagasikara ===
[[Nosy Be]] [[Nosy Barren]] [[Nosy Boraha]] [[Nosy Antsoha]] [[Nosy Hara]] [[Nosy Mangabe]] [[Nosy Tanikely]] [[Nosy Ve]] [[Nosy Mitsio]] [[Nosy Vao]] [[Nosy Iranja]] [[Nosy Mangiho]] [[Nosy Manitse]]
 
* [[Nosy Be]]
* [[Nosy Barren]]
* [[Nosy Boraha]]
* [[Nosy Antsoha]]
* [[Nosy Hara]]
* [[Nosy Mangabe]]
* [[Nosy Tanikely]]
* [[Nosy Ve]]
* [[Nosy Mitsio]]
* [[Nosy Vao]]
* [[Nosy Iranja]]
* [[Nosy Mangiho]]
* [[Nosy Manitse]]
 
== Vangio koa ==