Satana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
 
== Ao amin'ny finoana silamo ==
Ao amin'ny [[Kor'any]] dia tsy anjely fa [[jiny]] i Satana (arabo: شيطان‎/ ''Sheitan'' na ''Shaitan''). Atao hoe [[Iblisy]] (arabo: إبليس / ''Iblis'') koa ny anarany. Araka ny [[Kor'any]], ehefarehefa avy namorona an'i [[Adama (Baiboly)|Adama]] Andriamanitra dia tsy nety niankohoka teo anatrehan'i Adama i Satana raha nandidy azy ahanao izany Andriamanitra (Kor'any 2.34). Voaroaka avy tao an-danitra noho izany izy ka niteny tamin'Andriamanitra fa hampiala ny olombelona amin'ny finoana an'Andriamanitra.
 
Misy anarana arabo amin'ny endrika milaza maro amin'ny anarana hoe ''Shaytan'' dia ny hoe الشياطين / ''Shayṭîn'' izay manondro karazana zavamananaina mpaka fanahy, dia ny demony sy ny olona sasany ampiasain'ny demony (Kor'any 6.112) ka eo ambany fahefan'i Iblisy.