Fanalana faditra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
=== Fanalana faditra tsy ilana mpamaditra ===
Raha maivamaivana ny zava-dratsy mahazo ny tena dia tsy voatery itadiavana olona hafa hanatanteraka ny ala faditra fa ny tena ihany dia afaka manatanteraka izany. Misy ny atao hoe "mifaditra ahitra", izay tsy inona fa fakana ravin-kazo na tapaka ahitra na bozaka izay atoraka mandingana ny soroka; tandremana anefa ilay zavatra atoraka mba tsy hilatsaka eo amin’ ny alok’ ilay mpamaditra. Ampiasaina koa ny tapatapaka hodi-kazo na vakivakin-kazo maivana atao hoe "faditr'ovana" na "taha". Rehefa vita ireo teny tononina amin’ ny [[razana]] dia atoraka izany tapa-kodi-kazo na vakivakin-kazo izany ka afaka amin’ izay ny faditra.
 
Misy ny atao hoe "mifaditra ahitra", izay tsy inona fa fakana ravin-kazo na tapaka ahitra na bozaka izay atoraka mandingana ny soroka. Tandremana anefa ilay zavatra atoraka mba tsy hilatsaka eo amin’ ny alok’ ilay mpamaditra.
 
Ampiasaina koa ny tapatapaka hodi-kazo na vakivakin-kazo maivana atao hoe "faditr'ovana" na "taha". Rehefa vita ireo teny tononina amin’ ny [[razana]] dia atoraka izany tapa-kodi-kazo na vakivakin-kazo izany ka afaka amin’ izay ny faditra.
 
=== Ala faditra tanterahin’ ny mpamaditra ===