Antefasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Vangovango}}
[[Sary:Ethnic groups of Madagascar Map.png|vignette|306x306px]]
Ny '''Antefasy''' na '''Antaifasy''' na '''Tefasy''' dia [[Foko eto Madagasikara|foko]] iray ao Madagasikara ao amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, ao amin'ny faritra manodidina an'i [[Farafangana]]. IzanyanaranaIzany anarana izany dia midika hoe "ireo izay monina eo amin'ny fasika". Eo anelanelan'i [[Manampatrana|Manampatra]] sy [[Mananara Atsimo|Mananara atsimo]] izy ireo, izany hoe eo afovoan'ny [[Antemoro]] ao avaratra sy ny [[Antesaka]] ao atsimo. Manaraka ny [[fivavahan-drazana malagasy]] ny ankabeazan'ny Antefasy fa ny 20% kosa dia [[Kristianisma ao Madagasikara|Kristiana]] (45% [[Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)|Katôlika]], 25% [[Protestantisma eto Madagasikara|Prôtestanta]], 30% fiangonana kristiana hafa).
== Jereo koa ==
=== Ny foko eto Madagasikara ===